|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiarabe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 autobus
[1.5] |
| Ohatra |
4 Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina.
[2.4]
5 Mitatitra ranontany amin' ny fiarabe ny mpanam-bola. [2.445] 6 Ary tao no nandray ny fiarabe "Tasso» nampitohy ny renivohitra tamin' i Mahajanga. [2.356] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 9 Fitaterana |
| Tovy hevitra | 10 fiaram-bahoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|