|
|
|
|

Teny iditra1  fiaramby
Singan-teny  2 fiara, 3 vy
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Voambolana  8  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02