|
|
|
|

Teny iditra1  fiaro
Fototeny  2 aro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anarana ikambanam-be ikazana izay rehetra ampiasaina hiaro: Ny tambin' ny lakan-kely miaro azy amin' ny onja [1.1]
[1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 A charm rubbed on a fighting bull to preserve him from being wounded by his antagonist. [1.2]
6 that which protects against something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce qui sert à protéger [1.8]
8 dispositif de protection, de sécurité [1.13]
9 Préparation avec laquelle on s'enduisait le corps pour prévenir les maladies contagieuses ou se protéger contre les sortilèges, les deux étant souvent confondus. [Merina] [1.196]
10 Préparation dont s'enduisaient ceux qui participaient à des courses de taureaux.
11 Aussi : un des ody tandroka ; on en mettait sur les cornes du taureau, ce qui était censé prévenir les blessures graves. [Betsileo] [1.196]
Ohatra  12  Kandrefa ny Betsileo mbola toa ny kibo beny tsy voaisy fiaro. [2.298#142]
13  Ody fiaro nitokiako an-jamba nandritra ny taona niainako ireo! [2.270#26]
Tovy hevitra  14 maharotsingala, masoarivo
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 afiro, 18 arofy, 19 fairo, fiaro, 20 firao, 21 ifaro, 22 Ofira, 23 raofy, 24 rofia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17