|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fiavotra |
| Fototeny | 2 avotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ketsa efa antitra ka afindra
[1.1] |
| Voambolana | 5 Toe-karena: fambolena |
| Teny iditra (2/2) | 6 fiavotra |
| Fototeny | 7 avotra |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Tandrakely fanalana volo (indraindray koa soratana hoe fihavitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 nippers, a pair of tweezers for removing hair.
[1.2] |
| Tsipelina hafa | 11 fihavitra |
| Fivaditsoratra | fiavotra, 12 fivoatra, 13 tafavory, 14 voafitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|