|
|
|
|

Entry1  fibararahana
Part of speech  2  noun
Root  3  bararaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaikena sy fiaikena ny hadisoan' ny tena noho ny fisehoan' ny marina tsy azo lavina intsony
Synonyms  5  fibararana

Updated on 2024/12/11