|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fibata |
| Fototeny | 2 bata |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mibata na manainga zava-mavesatra amin' ny tanan-droa
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 FIBATA |
| Sokajin-teny | 6 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Sigle de Fitateram-Bahoakan' Antananarivo, Transport en Commun de Tananarive
[1.5] |
| Voambolana | 8 Fikambanana |
| Fivaditsoratra | FIBATA, fibata, 9 fitaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|