Entry | 1 fibatana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 bata |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana |
Explanations in French |
6 [1.3] l'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever 7 [1.13] manutention, levage |
Examples |
8 [2.944] Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano. |
Anagrams | 9 fibatana, fitabàna |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |