|
|
|
|

Teny iditra1  fidradradradrana
Fototeny  2 dradradradra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiantsoantsoana, filelalelana, fikiakiahana, figogogogoana, fijafajafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 lamentation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 lamentations [1.3#116, 1.8]
7 Les cris perçants, les cris de douleur [1.3#116]
8 cris et pleurs [1.8]
Ohatra  9  ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12