|
|
|
|

Teny iditra1  fieremana
Fototeny  2 erina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 misy fidongiana sy fimonomononana mihitsy ity sady tsy mety ho afa-po hatrany [1.10]
5 Araka ny voalazan' ny Baiboly dia heloka ny fieremana sy ny fitsiriritana.
6 Ao amin' ny Didy Folo dia atao mitovy saranga amin' ny vonoana olona sy ny fijangajangana ary ny halatra izany
7 (Eks. 20. 13-17).
8 Akana dia meloka tamin' izany, ka notoraham-bato ho faty
9 (Jos. 7. 16-26).
10 Ao amin' ny Testamenta Vaovao dia atao iray laharana ny fijangajangana sy ny fieremana
11 (1 Kor. 5. 11;
12 6. 9, 10;
13 Kol 3. 5;
14 Efes. 5. 3).
15 Avy amin' ny fampianaran' i Jesosy Kristy ny fampiraisana ny filaharan' ny fieremana amin' ny filan' ny nofo
16 (Mar. 7. 21, 22).
17 Araka ny fampianarana nataon' i Jesosy tamin' ny Apostoly dia mitovy ihany ny fanaram-po amin' ny filan' ny nofo sy ny fanampoana an' i Mamôna.
18 Ny Fiangonana Kristiana dia tokony handinika tsara ny fampianaran' ny Baiboly ny amin' ny fieremana, araka izay hita ao amin' ny
19 Jer. 22. 17 ;
20 Mik. 2. 2 ;
21 Lio. 12. 15 ;
22 Rom. 7. 7 ;
23 Efes. 5. 3).
24 1 Tim 6. 10 ;
25 Heb. 13. 5, ets.
26 Ny mpierina dia tsy mba handova ny fanjakan' Andriamanitra. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  27 covetousness [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  28 cupidité [2.996]
Ohatra  29  Izay mankahala ny fieremana no ho ela velona. [2.996#24.028.016]
Haiendriteny 
30  Tsotra :
31  Tovonana :
Tsipelina hafa  32 fierenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17