|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiezahana |
| Fototeny | 2 ezaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy ampy ny fiezahan' itỳ mpianatra itỳ ka gisitra lava izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the making of an effort
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 effort, action de faire quelque chose
7 avec entrain [1.8] |
| Fivaditsoratra | fiezahana, 8 ifezahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|