Entry | 1 fifadiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 fady |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo |
Explanations in English |
6 [1.7] abstention |
Explanations in French |
7 [1.3#135] L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] 8 [1.8] abstention de certains mets, certains actes tabous |
Examples |
9 [2.508#517] Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany. 10 [2.436#] Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. |
Article |
11 Randzavola: fifadiana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |