|
|
|
|

Entry1  fifanantsafana
Part of speech  2  noun
Root  3  antsafa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Resadresaka mialoha ny tena votoatin-dresaka ifanontaniana ny toe-pahasalamana
Examples  5  [2.472#] Tadiavin-dRagova i Manana, hoy izy, rahefa vita ny fifanantsafana.

Updated on 2024/12/11