|
|
|
|

Teny iditra1  fifanaretsaka
Fototeny  2 karetsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra na fomban' ny zavatra na olona mifanaretsaka, izany hoe mivezivezy ary toa mifanena ombieniombieny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12