|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fifandraisana
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 cohérence [1.66]
5 liaison, rapport, relation [1.13]
Ohatra  6  Ny Fady dia lalàna fifandraisana no tena dikany. [2.245]
7  Tao Amponkarana no nisian' izany fifandraisana izany. [2.366]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  fifandraisana
Fototeny  10 ray
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 fifampitohizana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 connexion électrique [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09