|
|
|
|

Teny iditra1  fifaninana
Fototeny  2 inana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 La rivalité, l'émulation [1.3#279]
Ohatra  6  Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12