|
|
|
|

Teny iditra1  fifarombahana
Fototeny  2 farombaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifanesehana hanao asa iray na haka zavatra, na hiteny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de se précipiter plusieurs à la fois, le motif, l’objet, le lieu, le temps [1.3#156]
Ohatra  6  Rehefa vita ny fifarombahana, dia fahanana voambary masaka kely ilay zaza [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12