|
|
|
|

Teny iditra1  fifidy
Fototeny  2 fidy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Celui ou ce oui mérite d’être choisi, manière de choisir [1.3#168]
Ohatra  5  Nangatak' andro hono izy mivady mba hahitana izay ho raisina sy hieritreretany tsara fandrao diso fifidy ka manenina, nefa tsy ho azo averina ny efa vita. [1.353#]

Fivaditsoratra  6 fidify, fifidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12