|
|
|
|

Teny iditra1  fifohazana
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 awakening; revival [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 réveil ; action de se lever [1.8]
Ohatra  7  Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470#58]
8  Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. [2.59#172]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12