|
|
|
|

Teny iditra1  figogogogoana
Fototeny  2 gogogogo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitomaniana arahina toloko na feo mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 les lamentations
6 la violence du torrent [1.3#199]
Ohatra  7  Eny ambony tafon-trano rehetra sy eny amin' ny kianja ao Moaba, tsy misy afa-tsy figogogogoana fotsiny; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12