Entry | 1 fihadiana |
Root | 2 hady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu [1.3#202] |
Examples |
6 Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
[2.472#]
7 ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory. [2.649#] |
All compound words | 8 3 combinations of this word |
Anagrams | 9 fahidiana, 10 fihadiana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |