|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihady |
| Fototeny | 2 hady |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba enti-mihady
5 Azo hadina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu'on peut creuser, la manière de creuser
[1.3#202] |
| Ohatra |
7 raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|