|
|
|
|

Teny iditra1  fihafiana
Fototeny  2 hafy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiaretana ny mafy na ny sarotra na ny maharary, fa indrindra ny tsy fisiana na ny tsy fahampiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 endurance, patience. [1.2]
6 doing without; endurance, patience in the face of lack or poverty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de se passer de certaines choses; patience devant la pauvreté ou le manque de moyens [1.8]
Voambolana  8  Ontam-po
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fifiahana, fihafiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02