|
|
|
|

Teny iditra1  fihainoana
Fototeny  2 haino
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana)
5 fitaovana entina mihaino
6 Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a stethoscope
8 auscultation [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 L’action d’écouter
10 Cornet acoustique, le stéthoscope [1.3]
11 ouïe
12 écouteur [1.13]
Ohatra  13  Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508]
14  Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369#]
Voambolana  15  Haiaina 16  Fitaovana 17  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12