|
|
|
|

Teny iditra1  fihalohaloana
Fototeny  2 halohalo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihantonana mihebiheby eo ambony loha; fianahana tsy mandroso tsy mihemotra; fisalasalana; fijanonana anelanelany, tsy fombana ny atsy na ny aroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12