|
|
|
|

Teny iditra1  fihalorana
Fototeny  2 halotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fangaronana zavatra, fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka: Amin' ny alina no fihalorana ny foza sy ny orana [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanarolahy, fihalorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12