|
|
|
|

Teny iditra1  fihanjahanja
Fototeny  2 hanjahanja
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mihanjahanja, izany hoe mandeha tsy mitondra lamba na akanjo handrakofana ny vatana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12