|
|
|
|

Teny iditra1  fihantona
Fototeny  2 hantona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba fikiraviravezana, fomban' ny zavatra mihantona: Mahatsikaiky ny fihanton' io sary io fa esory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manière d'être sustendu [1.3#215]
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09