Entry | 1 fihantsika |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hantsika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha |
Anagrams | 5 fihantsika, hafintsika, hifantsika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |