|
|
|
|

Entry1  fihazohazoana
Part of speech  2  noun
Root  3  hazohazo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra: Mandany andro ny fihazohazoana
Explanations in French  5  [1.3#230] L’action de rester debout, le lieu, la cause, l'hésitation
Examples  6  [2.528#] Ary ny fihazohazoana mandany andro.

Anagrams  7  fihazohazoana, fizahozahoana

Updated on 2025/07/29