|
|
|
|

Teny iditra1  fihazonana
Fototeny  2 hazona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir [1.3#230]
6 patère, ancrage [1.13]
Ohatra  7  Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy. [2.298#]
8  Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 fanohizana, fihazonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09