|
|
|
|

Teny iditra1  fihehezana
Fototeny  2 hehy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanelezana: Ny fihehezan' ny fako no nampahaloto ny tokotany
5 Fihohazana ary fanelezana amin' ny tongotra: Avy amin' ny fihehezan' ny alika ny tokotany no nahatonga io lavaka io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de gratter, de disperser avec les pattes [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12