|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fihitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitazonana sy famikirana amin-kiry
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a grasp, a catch, a grip, as is made by a person holding to something to prevent him from falling.
5 In the provinces it means a royal guard. 6 See fahana, fikitra, fihina. [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 mby am-pihi-mamba |
| Teny iditra (2/3) | 25 fihitra |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra mamaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 a large stinging fly. [Mal. pikat, a gad-fly.]
[1.2] |
| Ohatra |
29 Ejipta dia ombivavy kely tsara tarehy fatratra, fa misy fihitra tonga avy any avaratra.
[2.996]
|
| Voambolana | 30 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (3/3) | 31 fihitra |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 Ahitra mantra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 (probablement de fihitra : action de se cramponner, de s'accrocher fortement à quelque chose) Herbe odorante. Elle entrait dans la composition des odi-hozona (remèdes contre les commotions nerveuses).
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry: ahitra |
| Fivaditsoratra | fihitra, 36 hifitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|