|
|
|
|

Teny iditra1  fihodinana
Fototeny  2 hodina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina
5 Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao
6 Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction [1.3#257]
8 rotation [1.13]
Ohatra  9  Izany fihodinana izany no manome herin' aratra. [2.445#]
10  Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana. [2.114#]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09