|
|
|
|

Entry1  fihodivirana
Part of speech  2  noun
Root  3  hodivitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry
Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy
Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany
Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina

Updated on 2025/07/29