|
|
|
|

Entry1  fihodivitra
Part of speech  2  noun
Root  3  hodivitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mihodivitra, izany hoe mihodina haingana: Tsy hita akory ny fihodivitry ny taona

Updated on 2025/07/29