|
|
|
|

Entry1  fihofakofaka
Part of speech  2  noun
Root  3  hofakofaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny zavatra mihofakofaka; toetran' ny hoditra miendakendaka, miala mielakelaka

Updated on 2025/07/29