| Entry | 1 fihomboana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 hombo |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly |
| Explanations in French |
5 [1.13] aggravation |
| Updated on 2025/07/29 |
|