|
|
|
|

Teny iditra1  fihondrahondra
Fototeny  2 hondrahondra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mihondrahondra, na mihofahofa (toy ny volom-behivavy raha mihazakazaka) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'état de ce qui est agité [1.3#265]

Fivaditsoratra  6 fihandrohandro, fihondrahondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12