|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fijafajafa |
| Fototeny | 2 jafajafa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomban' ny olona mijafajafa, mikaikaika; fitomany mafy:
5 Tsy te handre ny fijafajafan' ny zaza tsindronina aho [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Manière dé crier
[1.3#289] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|