|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fijaingijaingy |
| Fototeny | 2 jaingijaingy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandeha mirepirepy toa miahotrahotra; famindra toa mitsipitsipika
5 Fomba entina mijaingijaingy, izany hoe mandeha irery [1.1] |
| Tsipelina hafa | 6 fizaingizaingy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|