|
|
|
|

Teny iditra1  fijaliana
Fototeny  2 jaly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaintainana mafy amin' ny vatana na amin' ny saina amam-panahy; fiandrasana mampivoajamala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 suffering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 souffrance [1.8]
Voambolana  7  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09