|
|
|
|

Entry1  fijefijefena
Part of speech  2  noun
Root  3  jefijefy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana fihetsehana tsy dia maotina loatra mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena, fipelipelehana noho ny hajejoana

Updated on 2025/07/29