Entry | 1 fikabariana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 kabary |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho |
Explanations in French |
6 [1.3] L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu |
Examples |
7 [2.270#] Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana. 8 [2.588#] Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana; 9 [2.508#] Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana. |
Illustrations |
|
Updated on 2025/08/10 |
![]() |