|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikambanana marorantsana |
| Singan-teny | 2 fikambanana, 3 maro, 4 rantsana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fikambanam-barotra na fanaovana taozavatra iza avy amin'ny firenena maro ny tompony ary miasa any amin'ireny firene
7 na' ireny ny rantsany [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 société multinationale
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|