|
|
|
|

Entry (1/2)1  fikasihana
Root  2  kasika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana [1.1]
Examples  5  Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany. [2.424#]
All compound words  6  2 combinations of this word

Entry (2/2)7  fikasihana
Root  8  kasika
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1]
Explanations in French  11  Fer à souder, archet de violon [1.3#169]
Synonyms  12  fikasihandokanga

Anagrams  13 fikasihana, 14 fikisahana

Updated on 2025/10/08