|
|
|
|

Teny iditra1  fikelezana
Fototeny  2 kely
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Na izany aza, noho ny fikelezan' ain' ny mpianatra dia nandroso tsara izy. [2.649]
5  Dia hoy izy roa lahy: "Valin' ny fahendrena sy ny fikelezan-aina ary ny fahafetsenay. [2.293]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  8 fikelezana aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09