Entry | 1 fiketronana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ketrona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiforetana, fivalonana, fikainkonana, fisiana fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny fiketronana, hono, no mariky ny fahanterana |
Anagrams | 5 fiketronana, nakotrefany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |