Entry | 1 fikisina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny olona mikisina, izany hoe malai-mihetsika, kamo ny hiarina na handeha fa mitaredretra lava eo |
Root | 4 kisina |
Anagrams | 5 fikisina, fisikina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |