|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fikitrana
Fototeny  2 kitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famporisihana hiady; fanakorontanana, fanakotranana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action d'exciter, de poursuivre [1.3]

Teny iditra (2/3)6  fikitrana
Fototeny  7 kitrana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 manière de résonner
10 l'état de ce qui est en grand nombre [1.3]

Teny iditra (3/3)11  fikitrana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 siège, lit. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  14 fikatrana, kitra

Fivaditsoratra  15 fanitrika, fikitrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12