Entry | 1 fikobanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 kobana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihetsehan' ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan' ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra |
Explanations in French |
5 [1.3#344] L’action de remuer, l’instrument |
Anagrams | 6 fanabonaky, fibonanaka, fikobanana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |